4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izaho no hendry - Tselonina

Izaho moa no hendry ry Mama ô ô !

Izaho moa no hendry, izaho moa no hendry

Tsy mba nangala-tsiramamy na nangala-nisotro ronono

Izaho moa no hendry ka aza vonoina

Izaho moa no hendry, izaho moa no hendry

Izaho moa no hendry ry Mama ô ô !

Ka hividiano kiraro



Izaho moa no hendry ry Dada ô ô !

Izaho moa no hendry, izaho moa no hendry

Tsy mba namonomono ankizy na nila ady taminy koa

Izaho moa no hendry ka aza vonoina

Izaho moa no hendry, izaho moa no hendry

Izaho moa hendry ry Dada ô ô !

Iviadiano baolina kitra



Isika moa no hendry rankizy ô ô !

Isika moa no hendry, isika moa no hendry

Nahay ny izy sy tsy izy, samy mpianatr'Ikaky sy Ineny

Isika moa no hendry rankizy ô !

Isika moa no hendry, isika moa no hendry

Isika moa no hendry rankizy ô ô !

Tandremo, tandremo sao very



(Raha tsy diso aho dia i Mireille no nihira azy ity)

Partager izaho no hendry

Commenter izaho no hendry

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tselonina