4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Gasikara lay nosy - GASY - RIJA

"GASIKARA LAY NOSY"



Gasikara ’lay nosy

nibaby, nandrotsirotsy

f’ ianao dia tsaroanay

na lavitr’ aza izahay.



Gasikara tany niaviana

kanto ary mahavariana

f’ ianao dia tsy foinay

hatrizay hatrizao.



Gasikara tanindrazanay

ary ihany koa fonenanay

Gasikara sarobidy loatra

ka mendrika ny saotra.



Gasikara o taninay

Gasikara o maminay.



Tonony sy feony : Gasy-Rija

Mpihira : Gasy Rija

Mpandrindra : Niaina Yvon RANDRIAMIHAJAZAFY

Web : http://myspace.com/gasywave

Partager gasikara lay nosy

Commenter gasikara lay nosy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GASY - RIJA