“Dada sy neny”
Fony mbola kely ,
mbola zazakely,
teo foana i neny nitrotro.
Fony mbola kely ,
mbola zazakely,
teo foana i dada nandrotsirotsy.
Nandeha ny fotoana,
niroso koa ny taona,
nivadika ihany teny koa
ny vanim-potoana.
Isan’ andininy :
Tiako ny manambara ,
fa i dada sy i neny
nanao ny ainy tsy ho zavatra,
mba hampisondrotra ireto zanany.
Tonony sy feony : GASY-RIJA
Mpihira : GASY-RIJA, TIavina ary Hasina
Web : http://myspace.com/fihavanana