4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao - Ny Nanahary

1. Ela izay tsy nihaonana

    Nisaran-toerana izaho sy ianao

    Ankehitriny dia mifankahita

    Ela izay tsy nihaonana



    Ref. Ianao ankehitriny

            Ianao mandrakizay

            No hany iangotingotiana

            Sy itositosiana



2. Dia ny volana sy kintana

    No hany teto mba sakaizako

    Nefa tsy nety ho eto anilako

    Ny volana sy ny kintana



                                      Ny Nanahary et Vola sy Noro

Partager ianao

Commenter ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Nanahary

Suite