4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jeso avo indrindra - MIARY FANANTENANA

Jeso avo indrindra

Mpanjaka ambonin'ny mpanjaka rehetra Izy

Jeso avo indrindra

Mendrika hankalazaina sy deraina Izy



Ny lela rehetra hanaiky ny Anarany

Ny lohalika rehetra hiankohoka Aminy

Mpanjaka Izy,  be voninahitra

Ny fanjakany,  tsy mba ho tapitra

Ny tany no fitoeran-tongony

Ary ny lanitra no seza fiandrianany





Auteur compositeur Jimmy Andrianjaka

Partager jeso avo indrindra

Commenter jeso avo indrindra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARY FANANTENANA