4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jeso no fanavotana (ta.kri.va - Tanora Kristiana Vavolombelona)

JESO NO FANAVOTANAY ANIO

MOA MBA TSAPANAO VE

F ILAY ZANAK’ I MARIA

IZY ILAY MESIA

NO TONGA ETY HAMONJY IREO VERY

SY ONDRY IZAY NANIA

KOA TAPAHO NY HEVITRAO

SAO HO NENINAO



ATOLORY HO AZY ANIO NY FONAO HADIO

SAO ITY NO FAMONJENA FANAVOTAN- TENA

JESO E! HITONDRA E! FIOVANA HO AHY SY HO ANAO

VOHAY E! NY FONAO HIDIRAN’I JESO



KOA ASANDRATO RE NY HIRA SOA

MBA HOAZY TSITOHA

KA HANANKIM- PO IZAO

HANDRAY  NY AIM- BAOVAO

KOA HO FENO FIADANANA

SY FAMPIHAVANANA

NY VOAHARY MANONTOLO

HO RAVO DAHOLO



ATOLORY HO AZY ANIO NY FONAO HADIO

SAO ITY NO FAMONJENA FANAVOTAN- TENA

JESO E! HITONDRA E! FIOVANA HO AHY SY HO ANAO

VOHAY E! NY FONAO HIDIRAN’I JESO


Partager jeso no fanavotana (ta.kri.va

Commenter jeso no fanavotana (ta.kri.va

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tanora Kristiana Vavolombelona)