4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jeso no fototra - MIARY FANANTENANA

Jeso no fototra

Iorenan'ny finoanay

Ka na inona ho sedraina ety

Jeso no fototray

Jeso no fototra



Na hain'andro migaina, na fanala ihany koa

Dia tsy hisy hampiontsona ny fo

Na oram-be mikija, na havandra hifafy eo

Tsy hahataitra anay ireo





Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka


Partager jeso no fototra

Commenter jeso no fototra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARY FANANTENANA