4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira K aza arianao - Joy K

Tsotra tsy mba sarotra

’Lay fiafaran’ilay fitiavana,

Tsy tahotra tsy mba nisy henatra,

Fa fa avy hatrany dia sahy.



Ravaina avokoa zay rehetra teo aloha

Soloina vaovao mba hiadanan’ny fo,

Omena tsiny izay rehetra vita taloha

Ka nofarananao,

Fitia tsisy tanjona hatramizao





Réf: K’aza arianao ireo vitantsika hatrizay

Aleo hijanona ho anao sy ho ahy

Fa tantara tsy azo fafana

Ho tsaroina foana raha mifanena.



www.joyk.net

Partager k aza arianao

Commenter k aza arianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joy K