4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nandao - Ny Nanahary

Nandao iny toerana iny ianao                   )

Lasa tsy nisaina akory ianao                    )

Tsy noheverinao, tsy noheverinao           )  x2

F’aminio toerana io, amin’io toerana io    )

Nisy olona nitia anao                                 )



Nefa lazaiko iny olona iny

Raha lasa ianao

Lay fitiavako anao

Foiko ireny zany ho anao



Nandao iny toerana iny ianao                  

Lasa tsy nisaina akory ianao                    

Tsy noheverinao, tsy noheverinao          

F’aminio toerana io, amin’io toerana io    

Nisy olona nitia anao, anao                                


Partager nandao

Commenter nandao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Nanahary

Suite