4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsaroiko izao - Ny Nanahary

Tsaroiko izao ny lasa sy ny fahiny

’Zay nitosiko teo anilanao

Fantatro eny, tsapako ankehitriny

Fa mamy loatra ianao ry ’lay nandao



Tsaroiko izao ny lasa sy ny fahiny

’Zay nitosiko teo anilanao

Fantatro eny, tsapako ankehitriny

Fa mamy loatra ianao ry ’lay nandao



Hitalahoko ireo ditra hatr’izay (izay natao)

Mivalo re ’ty fo izay nania (miverena)

Ny fitarainako raha azo atao

Maniry koa ny hiverenanao (miverena)

Amin’izay eny tsy hisy intsony

Ny alahelon’ny fo ’zay sendaotra

Fa ny orokorokao no hampitony

Sy ho mariky ny fitia izay nilaoka



Hitalahoko ireo ditra hatr’izay (izay natao)

Mivalo re ’ty fo izay nania (miverena)

Ny fitarainako raha azo atao

Maniry koa ny hiverenanao (miverena)

Amin’izay eny tsy hisy intsony

Ny alahelon’ny fo ’zay sendaotra

Fa ny orokorokao no hampitony

Sy ho mariky ny fitia izay nilaoka


Partager tsaroiko izao

Commenter tsaroiko izao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Nanahary

Suite