4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raha ny vady no mivadika - Ossy

Raha ny vady no mivadika

mamitaka ny tena

toa mahavaka sy maneso

ny tontolo izay jerena

mamela ratra maharary

ny fitia voahosihosy

ny manadino manadino

no ataovy lakolosy



Raha tonga ny fotoana

dia ilay andro manahirana

raha tapaka ny tady

nifatorana t@ tiana

ilay fitiavana taloha

indrisy tonga nampimalo

fa ilay olon-tiana indrindra

no nanjary fahavalo

Partager raha ny vady no mivadika

Commenter raha ny vady no mivadika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ossy

Suite