4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tovovavy - Tarika



Mamirifiry kosa angha

No tsy hitako eto i Voninkazo

Tsaroako banga ny tontolo



Fa aiza re ry tovovavy

miafina mba tsy ho

maintin’ny masoandro



Za aiza re ry tovovavy

miafina any an-tokantrano

mba tsy ho maintin’ny masoandro



Talohan’ny andron’ny vahiny

Toa nampiasaina i Voninkazo

Mampalefaka ny hoditra



(Miv in-droa)

Meteza re hanaiky ianao

Fa ny tovovavy anie

Ho fotsy izao no tanjony


Partager tovovavy

Commenter tovovavy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tarika