4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vavaka (ta.kri.va - Tanora Kristiana Vavolombelona)

1-Olona voafidinao ry Raiko ô!

Sarotra ny adidy izay eo an-tsoraka

Mba tsarovy iantrao indro inty ny zanakao indrisy e!

Tsy hirodana izay efa naorinao





Ref: Ray ô! Jereo ô mba hekeo f’indro miandrandra Anao

Fahendrem-panahy fo madio sy vao no atolory ahy

Zay no vavaka mipololotra avy am-po

Isaoranay  ry Raianay be indrafo fantatro

Fa hatolotrao hoan’ireo mpankato





2- Raha reraka aho ka misalasala

Aoka hatoky Anao na hirifiry mamanala

Ny teninao Jesoa irery no hiankinako azo antoka

Na ny adim-panahy tsy hisy hahasarak’ahy





(Tanora Kristiana Vavolombelona)

(TA.KRI.VA)

Partager vavaka (ta.kri.va

Commenter vavaka (ta.kri.va

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tanora Kristiana Vavolombelona)