4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fanoloran-tena - AMPAFI Antsirabe

FANOLORANTENA



1-Indro aho manolo-tena

Hanompo sy hanaja anao

Ho setrin’ny ilay famonjena

Efa hitako hatrizay



Ref:

Tsy mendrika aho ka nefa nantsoinao

Tsy tanteraka aho ka nefa tsy foinao

Ka manomboka anio

Ny foko raiso ho Anao

Diovy ho tempolinao



2-Ny andro sisa izay omenao

Ny hery mbola atolotrao

Mbola hampijoro ity tena

Ho tena olom-baovao



Zoaridio (AMPAFI ANTSIRABE)

Partager fanoloran-tena

Commenter fanoloran-tena

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AMPAFI Antsirabe