4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Inona no holazaina - AMPAFI Antsirabe

INONA NO HOLAZAINA



1-Inona no holazaina ?

Hampitony fo ‘zay mitaraina

Iza moa no antenaina ?

Hanondraka ny tany karakaina

Ireo ratra anaty sy ny fery

Iza no hanasitrana ireny ?

‘Lay tsy tratry ny saina

Mahery tsy hay tohaina

Jesosy, JesosyTompon’aina



Ref:

Ka  n’inon’inona sarotra lalovana ety

‘Lay Tompo tia isan’andro

Mitantana nydia

Tafio,’lay finoana mba handresenao

Mivavaha tsy mitsahatra

Fa Jesosy Mihaino anao



2-Toa nandao ‘zay rehetra nitokiana

Hampahery hitondra fifaliana

Toa torovana ny fo

Fa aizina tsy manam-paharoa

Indro nisy taram-pahazavana

Hampahiratra ny hajambana

‘Lay tsy tratry ny saina

Mahery tsy hay tohaina

Jesosy , Jesosy Tompon’aina

Ka n’inoninona…

                     Zoaridio

Partager inona no holazaina

Commenter inona no holazaina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AMPAFI Antsirabe