4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mihainoa - AMPAFI Antsirabe

MIHAINOA



Ref:

Mihainoa ry olona rehetra

Efa notahian’ny Ray

Fitahian’hatrizay tsy manam-petra

Maharitra mandrakizay



1- Na dia mandran-kantitr’areo aza

Tsy mba miova aho

Ary mandra-paha fotsy volo

Izaho no hisahirana



Mihainoa…





2-‘Zaho no efa nanao sy mbola hitrotro

Hatry ny ela

‘Zaho ihany mbola hanafaka anao

Mbola hitondra an-dalana



Mihainoa…

Zoaridio

Partager mihainoa

Commenter mihainoa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AMPAFI Antsirabe