4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitsaharana - Laurent RAKOTOMAMONJY

Eh sambatra aho jesosy o !

eh sambatra tokoa tokoa

Satria miaraka aminao mpamonjy lehibe     x2

Fiadanam-be tokoa , fiadanana tanteraka a !

Omenao izay miankina aminao







REF: Fa niasa fatratra aho jesoa

Ary nivesatr’entana       x2

Nefa nomenao fitsaharana tokoa







Fahiny izao tontolo izao

No tiako sy mamiko

Nefa tsy mba nahitako izay nahafa –po

Fa rendrarendra sy filana izay mamitaka ny fo

Eo anilanao no mamiko ouu !



REF: Fa niasa fatratra aho jesoa (nomenao fitsaharana )

Ary nivesatr’entana (nomenao fitsaharana )      x3

Nefa nomenao fitsaharana tokoa (nomenao fitsaharana)





Beso: nomenao fitsaharana (x3)

Rodobe:nomenao fitsaharana aaaaaaaaaaaaaaa!(x2)









GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY

Partager fitsaharana

Commenter fitsaharana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Laurent RAKOTOMAMONJY