4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Atolotra anao - MIARY FANANTENANA

Atolotro Anao ny tenako Tompo ô!

O! Anjakao tokoa

Avia miantranoa

Ataovy ho lapanao



Atolotro Anao ny fiainako Tompo ô!

Ovay ho vaovao

Ataovy ho tena soa

Mba hisandratanao







Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka

Partager atolotra anao

Commenter atolotra anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARY FANANTENANA