4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vetson'ny manina - Ny SAKELIDALANA

Ry mpandeha irony ô !

Mba lazao any

Izao sento tomany

Fa vetson’ny manina



   Ry embona izany ô

   Ambarambarao an’Ikaky sy Neny e

   Fa vetson’ny manina



Ry kalon’ny fony ô

Ilazalazao zao havako izao e

Fa manina aho izany



    Ry olona mody ô

    Efa hoavy izy hoe

    Fa tsy tantiny intsony e

    Ny vetson’ny manina



Oooo

......

Partager vetson'ny manina

Commenter vetson'ny manina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny SAKELIDALANA