4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manolotena - Ny salohy

            Manolotena , Tompo ô !!

            Hanao izay rehetra sitrakao

            Efa nafoiko izao tontolo izao ;

            F’eo aminao no tena mamiko

          

            Tantano aho Jesoa

            Vimbinonao ny diako manomboka izao

            Raiso aho Jesosy ô! ,

            Raiso aho ho anao ,

            F’eo aminao no tena mamiko

  

  

            Tonony sy feony : RAZAFIALIMAVO Vololonirina

Partager manolotena

Commenter manolotena

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny salohy

Suite