4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny famonjena ahy - Ny salohy

      1- Ny famonjena ahy

         Dia avy aminao Jehovah ô!

         Ianao no aroko sy tokiko

         Vatolampy sy apingako

    

      2- Ny fitiavan’i Jesoa ahy

         Dia ampy ho fiainako

         ka matoky aho tsy manahy

         Fa trotroiny eo an-tratrany



      3- Na dia maro aza ny ratsy

         Izay mambabo sy mandrirotra

         Dia matoky aho fa hovonjeny

         Ho an’i Jesoa ho mandrakizay



      REF : Tazony aho Jesoa

               Mba ho zandrinao tokoa

               Tazony aho Jesoa

               Mba ho zandrinao tokoa

               Ka hanao ny sitrakao

               Ka hanao ny sitrakao

               Eo ambany fitahianao



                 ANDRIANIRINA Jean Charles

          

Partager ny famonjena ahy

Commenter ny famonjena ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny salohy

Suite