4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andeha lazao - Vonjy

Maro no maniry hanam-piainana mirindra

no voafehy tsy hifindrafindra

kanefa miala maina

fa ts’isy anteneina

Izay rehetra azo dia halazo



Dia manara-po

@ toetra tsy mahasoa

Manarina nefa hoaiza mo

Kanefa misy hiany

nahita fitsaharana

Ny zioga izay lanjainy

toa maivana...



[Choeur]



Andeha lazao ireo namanao

fa misy vaovao

fifaliana ho ahy sy ho anao

Dia Jesoa ilay namohy ny ainy

Ho fanavotana....

Izy no lalana sy fiainana

ary fahamarinana



Maro no maniry hanam-piainana mirindra

Koa mandeha toa riana tsara indrindra

Dia jesoa mpiandry tsara

Ilay efa nanambara

Fa izy homba anao hatr@zao





[Choeur] (2X)+1



Andeha lazao ireo namanao

fa misy vaovao

fifaliana ho ahy sy ho anao

Dia Jesoa ilay namohy ny ainy (2X)

Ho fanavotana....

Izy no lalana sy fiainana

ary fahamarinana



Dia Jesosy

Vaovao mahafaly

ho ahy sy ho anao



Ah Ah Ah..........

Izy no lalana sy fiainana

ary fahamarinana

Partager andeha lazao

Commenter andeha lazao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vonjy