4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mahafinaritra ahy - Vonjy

Mahafinaraitra ahy

ny miaraka @ Jesoa

tsy mba misy mampanahy

Izy no hiankinako

n’aiza n’aiza no aleha

n’inoninona hanjoa

Mahafinaritra ahy re

ny miaraka @ Jesoa



Ny fiainako eto an-tany

dia mizotra hatrany

Ny fiainako any an-koatra

efa tsra voatra

Koa..

Ra Izy no ao am-po

ho mirana tokoa

Ny fanahiana hody

fahasahiana

Ra Izy no ao am-po

ho mirana tokoa

ny fahoriana hody

fifaliana



Mba hizahao

fa tena tsara Jehovah

manome fiainam-baovao

ary tsy hanenenanao

Ho sambatra

izay mialoka aminy

sy mankatoa ny teniny

fa ho mpandova ny any

an-danitra

hitoeram-boninahitra

hiadana ho finaritra

Ka ho tena sambatra

tokoa.


Partager mahafinaritra ahy

Commenter mahafinaritra ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vonjy