4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ity foko tia - Eric Tahina

Raha ny foko efa tia

Tsy havela hitempo lava izao

Haratra sy hanihasia

Noho ny fitiavako anao



Tsy mifamaly satria

Fo tsy mifandrindra

Rahoviana vao hitempo re?

Izaho efa niandry ela be



Famerenana:



Ity foko efa tia

Efa babo tsotra izao

N’aiza hisy anao

Izaho mbola tia

Ny teo aloha haverina

Izay tsy mety aleo handeha

Fa fitia iray hanova be dia be



Raha kely miserana

Hambom-po tanatinao

Ny foko hitahiry

Ireo tsara natao



Izay anie vao tsapanao

Ny soa vita hatra’izay

N’aiza(2)alehanao

Hafa ilay mbola tianao





Famerenana:



Ity foko efa tia

Efa babo tsotra izao

N’aiza hisy anao

Izaho mbola tia

Ny teo aloha haverina

Izay tsy mety aleo handeha

Fa fitia iray hanova be dia be

Partager ity foko tia

Commenter ity foko tia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eric Tahina

Suite