4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy lafatra - Eric Tahina

moa va mba nisy fotoana

Nandinihanao tena

Mba tsy hanejikejika foana ny hafa

ianao anie tsy volamena



fa mandia tany ihany isika ka solafaka

miloloha lanitra ka lena

manadio tena tsy lafatra

misy indro kely ho tefena



fatra-panejika ny hafa

madiodio fomba fitafa

tsy mahitsy sady tsy lafatra

izany anie hiara mahafantatra



ka anio diniho io; fitaratra anoloananao io

fa betsaka no mety azo ambarany

indro kely tsy misy farany



ny olombelone

nofo sy rà

tsy misy tonga lafatra...



Auteur/compositeur: Noro Andrianasolo

Partager tsy lafatra

Commenter tsy lafatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eric Tahina

Suite