4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sitraka - Eric Tahina

taona maro lasa ianao

anio hiverina

handao ary hiara hilalao

hifandray tanana



fa tonga soa ianao

ela no niandrasana

izahay nanonofy anao

indro fa tazana



handao fa tonga ny fety

Sitraka

korana hatrany no mety

ireo namana efa voatety

ny kianja hilanonana etsy



handao fa tonga ny fety

taomy ny namana ho eny

hihira hikalo hiventy

lasa mandihy ireo izay mijery

Partager sitraka

Commenter sitraka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eric Tahina

Suite