4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Niova fo - Eric Tahina

Eny Izy homba ahy

fony aho be ahiahy

fa natolony ny Tanany

hanarina ahy indray



Maro ireo fankam-panahy

eny diso lalana

nisy hery izay namatotra

tsy handavo ahy indray



FA IZY IHANY NO MPIAHY

MINO SY MATOKY AHO NY HERINY



Efa be ireo vitako

izao mijoro aho niova fo

lalan-tsarotra nodiaviko

hadinoko tokoa



Raha voasompatra ny dia

mionona matokia

zava-poana sy mandalo

raha ny fianantsika ety



FA IZY IHANY NO TIA AHY

ZAHO SY MATOKY NY FITIAVANY

Partager niova fo

Commenter niova fo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eric Tahina

Suite