4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ampy fitia - Eric Tahina

Fitiavan-tsy aritra nefa naharitra

Nilokalokako ianao te handeha

Nandao ahy ianao

Izaho nalahelo anao

Ny fonao milaza ianao toa ny zaza

Tsy hita mazava  fa manalasala

Nandao ahy ianao

Izaho nalahelo anao



Fitiavana tsy aritra nefa naharitra

Nilokalokako ianao koa tia ahy

Nandao ahy ianao

Izao nalahelo anao

Ny fonao milaza ianao toa ny zaza

Tsy hita mazava fa manalasala

Nandao ahy ianao

Izaho nalahelo anao



Raha vao mivoha

Ilay masom-pokelinao

Fa mandroa

Ilay fitia tao anatinao ao

Ianao ihany no hitanao

Nanao veloma ianao

Nandao ahy ianao

Raha vao mivoha

Ilay masom-po kelinao

fa mandroa

Ilaly fitia  tao anatinao ao

Ianao ihany no hitanao

Nandao ahy ianao

Izaho nalahelo anao

Nanao veloma ianao

Partager tsy ampy fitia

Commenter tsy ampy fitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eric Tahina

Suite