4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ravin-dohataona - Fanja Andriamanantena

Raha hihintsana irony ravin-dohataona

Fa efa maina sy riitra teto

Indro fa miraraka eo an-dasin’ny tadidy

Ireo tsiaro mamy nentiny



Toa tsy nisy irony kalokalo

Nahamaitso faka

Ka indrisy ny hany mba mandalo

Dia olona misaona



Ka ny firariana ao am-po

Dia lohataona mamerovero

Hafa indray.

Partager ravin-dohataona

Commenter ravin-dohataona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fanja Andriamanantena