4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry tanana tsara rindra - Fanja Andriamanantena



Ry tanana tsara rindra izay manintona ny fo

menatra aho nanadino anao

ry nianarako namindra ry tananako taloha

inty aho mamangy anao



Olon’iza teto moa

no nanaitra ny fitiavako

moa tsy izy ihany koa

no nandositra ny tavako



Ry tanana tiako indrindra

ry tanana nahabe

ry tanana tsara indrindra soa indrindra

Partager ry tanana tsara rindra

Commenter ry tanana tsara rindra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fanja Andriamanantena