4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Taratasy ho anao - Fanja Andriamanantena

taratasy ho anao

isaky ny ray minitra

feno izao tontolo izao

ny ranomaintiko aza ritra

nefa izay mba soratrao

ry olon-tiako feno ditra

dia tsy misy hatram’ izao



REF:

manoratra ho anao            

isaky ny ray minitra              }(2x)

miandry valiny aminao

fa maso foana no mipitra



mbola hanoratra ho anao

na hangaina na hipitra

ka ny fo anatiko ao aza

avelako hitritra

fa ny rà miboika avy ao

no solon-dranomainty ritra

hanoratako anao

isaky ny ray minitra



REF

Partager taratasy ho anao

Commenter taratasy ho anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fanja Andriamanantena