4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy vita hatreo - Fanja Andriamanantena



Tsy vita hatreo ny amintsika

Sao ianao manantena

Mbola hisy fandresena

Hisy andro hisariaka



Hisy volana hitranga

Ho feno sy mazava

Hisy lanitra ho manga

Hisy fararano ho lava



Hisy tanana ankiroa

Hifandray sy hifamihina

hisy faniriana ho to



Hisy indrindra koa anefa

Alahelo izay hiantefa

Ankizy ho sarihina

Partager tsy vita hatreo

Commenter tsy vita hatreo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fanja Andriamanantena