4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Avelao aloha ... - Lalao Rabeson

Tena tampoka amiko ny teninao
Vahotra dia vahotra aho hamaly anao
Ny ao an-tsaiko aloha dia izao:
Miangavy aho avelao, avelao hisaina kely aho, avelao ...

Dia nientana ity fo raha hoe hitia
Mbola tsy haiko, tsy haiko aloha sao sanatria
Ny safidiko dia izao:
Miangavy aho avelao, avelao hisaina kely aho, avelao ...

Rahampitso diaho andro vaovao
Aleo ny alina hitondra saina vao
Ny eritreritro avelao hamakafaka izay ho atao
Avelao hisaina kely aho, avelao ...

Partager avelao aloha ...

Commenter avelao aloha ...

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalao Rabeson

Suite