4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hifandao - Lalao Rabeson

Hifandao izaho sy ianao

Sanatria tsy ho doria

Mandra-pihaona

Hifandao vetivety, hifandao ary mety

Mbola hihaona



Aza malahelohelo foana

Hiverina eto indray ny lohataona

Hifandao vetivety, hifandao ary mety

Mbola hihaona



Hifandao izaho sy ianao

Mandra-pihaona

Hifandao, hifandao ary mety

Mbola hihaona

Aza malahelohelo foana

Hiverina eto indray ny lohataona

Hifandao vetivety

Hifandao ary mety mbola hihaona

Mandra-pihaona

Partager hifandao

Commenter hifandao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalao Rabeson

Suite