4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izaho irery - Lalao Rabeson

Izaho irery monja sisa
no mandre izany hira izany
feon’orga tomany
E fahiny izaho sy ianao
nivoady ny ho doria
fa hanaja ilay fitia

Adino mantsy ankehitriny
ireo vavaka natao
dradradradraiko ny fahoriako
ho ren’izao tontolo izao
fa mila hahafaty ahy ny foko
malahelo aho, mitomany

Izaho irery monja sisa
no miara-mitomany
an’izato hirantsika
E tsaroako ny fahiny
nifamihina isika
nifanoroka isika

Adino mantsy ankehitriny
ireo fomba sy fanao
dradradradraiko ny fahoriako
ho ren’izao tontolo izao ...

Partager izaho irery

Commenter izaho irery

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalao Rabeson

Suite