4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho eo akaikinao - Lalao Rabeson

Raha mbola hisy foana

Kintana eny an-danitra eny

Ny voronkely koa hihira an-dohataona

hatrany hatrany

Sy ireo voninkazo ambony hivelatra ombieny

Dia izaho koa ho tia anao

Mihoatra ireny voary ireny



Fa raha tany koa ny tany

Akaiky ianao na lavitra any

Tsarovy foana fa ny foko tena tia

Dia akaikinao

Ka na ho ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra

Ho foana ny voary koa ho moana

Ny fitiavako no hanoloana

Partager ho eo akaikinao

Commenter ho eo akaikinao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalao Rabeson

Suite