4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fitia - Lalao Rabeson

Ny fitia no mampifankatia
Misy nofinofy mamy
Ny fitia no mampitia
Ary koa mampitomany

Ireo milaza fa hoe mifankatia
Sy ireo mody manao izany
Dia mino fa hoe mifankatia
Nefa tsy afaka hitomany

Ny fitia dia fijaliana
Ary koa fitomaniana
Fa ireo ’zay tsy mba hitomany
Dia tsy afaka hitia
Ranomaso sy tomany
No ilaina raha hitia

O ry Lala! o ry Tiako
Ianao no hitomaniako
Fa raha mbola eto an-tany
Raha izay no sitrakao
Hitomany aho hitomany
Mba hitiavako anao

Partager ny fitia

Commenter ny fitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalao Rabeson

Suite