4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Drala - Rebika

Diavola somabisamby e

Malahelo anao aty !

Lavitra (3) anao anie aho

Mitebiteby tsy tafandry mandry

Efa mandraiky mahia

Tsy avotra (3) raha mitohy izao.



Fa mbola ho avy aho Malala

Hitondra ny “drala”

Hivimbinako raha ho anao tena marina

Fa mbola ho avy aho Malala

Hitondra ny “Drala”

Tsy avelako isika raha tsy tafarina.



Fa ny aty nofy izay hanadino

Raha ianao no handao

Izany toa tsy mampino

Raha ho andrinao ny

Hafatro fihino oia!



Takarivan’ny manin-te hody

Tsy mahalany iray vilia

Malahelo (3) anao

Efa tratry ny aza manody

Mbola tsy nisy ohatr’ity

Mba takatro (3) izay mba tiako hatao.



Mbola hisy fotoana

Ihaonana foana

Aza manahy ianao izaho ho avy

Mbola hisy fotoana

Ihaonana foana

Omankomano ny mariazy.



Fa ny aty…..

Partager drala

Commenter drala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rebika

Suite