4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aiza ilay malala - Lalao Rabeson

Aiza ilay malala Fa ngazana ity tany

Ny saiko tsy miala, manaraka azy hatrany

Ny fo misary adala, mandrotsaka tomany

  Aiza ianao ry tiana fa feno sorisory

  Sy feno fahoriana ity foko efa tony



       Ny mnisy anao anefa, tsy hitako hotakarina

       Hatraiza no miantefa ity feoko farimparina?

Partager aiza ilay malala

Commenter aiza ilay malala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalao Rabeson

Suite