4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jereo ange - Lalao Rabeson

Jereo ange toa zaza faly eo anilanao
Miandrandra anao ny foko tia anao,
natokako ho anao
Jereo ange, ny masoko mibanjina anao
Mihanta aminao
mba hotoloranao
fa babonao

Ho anao no hirako izao hirako izao
mba hilazako indray fa
Tiako(4)
Tiako ianao

Jereo ange, jereo fa tsy haiko hafenina anao
ny fo tia anao, natokako ho anao
fa babonao,
Fa ho anao no hirako izao hirako izao
Mba hilazako indray fa
Tiako (4)
Tiako ianao
Jereo, jereo fa tsy haiko hefenina anao
Ny fo tia anao, nataokoako ho anao
Fa babonao, fa babonao...

Partager jereo ange

Commenter jereo ange

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalao Rabeson

Suite