4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira N'aiza n'aiza - Lalao Rabeson

N’aiza misy ahy hotsaroako foana enao

Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako

Amin’ny alina mangina ianao no ao an-tratrako ao

Harenako ianao

Tsy hatakaloko

Satria lamba hirakofako



Ireo dina izay

Zay natao

Nohajaiko no

Noho ianao

Fa ianao no ilaiko no

Nofinidy

Na amin’ny mamy na mangidy



Ireo rendrarendra eto an-tany

Dia nafoiko no

Noho ianao

Raha sendra aho ka tomany

Ianao no anilako ao




Partager n'aiza n'aiza

Commenter n'aiza n'aiza

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalao Rabeson

Suite