1-efa tsinjo sahady fa Ianao Jesoa malala o
no nitantana ny dia (2fois)
niara-dalana hatrany,ny Asanao re no natao
maharavo ny manompo Anao (2fois)
ref: fa mpiara-miasa amin'Andriamanitra izahay
voaantso hanao ny asa
eny namboly (isan'andro)
eny nandena (ihany koa)
fa Ianao nampitombo
nampitera-bokatsoa
taona maro izay nombana
nanandratanay ny fiderana
mbola ireo satria: Ianao teo
raha misy fifaliana: Ianao teo
raha misy fahoriana:Ianao tsy mba mandao
tsy mandao
2-efa tsapa ihany koa fa tsy hanenina aho ry Ray
eo antratranao (2fois)
mifampitantana hatrany,fitoriana no atao
ny maniraka dia Ianao (2fois)