4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miray fo - Ny salohy

1-vao jerena dia maro
ireo maneho fiderana
ireo dia samy mahatsiaro
fa tsara inty lalana ombana

2-faly toy izao foana
ireo maneho fihobiana
izahay izay manoloana
dia tia firaisankina

3-nifandimby izahay no teto
no naneho fitoriana
na faly na misento
nitory Anao am-pifaliana

ref: dia miray fo (3fois)
fa tsara Ianao(1)/ho Anao Jesoa(2)/fa tsara Jesoa(3)

tokana no anton'izao dia Ianao
nomenao fitiavana sy fiombonam-panahy
fa tsy toy izao izahay,raha tsy teo Ianao ry Ray

Partager miray fo

Commenter miray fo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny salohy

Suite