tompo ô!mba vatsio hery aho
ho entiko hamakivaky fiainana
sarotra mantsy ny lalana
mbola ezaka sy lavitra an!an!
eny mba tohano
mba tsy hivilivily lalan-kafa anie aho
mba tantano
sao solafaka fa malama ny lalana hodiavina
ref:ampianaro aho hahay
hitia ireo mpiara-belona amiko
ongoty ho maina izay
tsy nambolenao tato am-poko
tompo ô!mba tolory fahendrena feno
avy any aminao
omeo saina sy fo madio
ho enti-miaina manomboka anio
eny mba tohano........