4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira 'ndao hikotaba - HIRA

Efa ela be no tsy nilalao Andao hikotaba indray

Adinoy any ny ahiahy Fa avia hiaraka aminay



Dia araho tsara ny mozika

Dia sady mandihy no mikiakiaka



Avia ry akama hikorana fa milay be ny ato an-tanàna

Mozika feno hatanorana hafanao f’aza mianahana

Dia araho tsara ny mozika

Dia sady mandihy no mikiakiaka



Tsisy miala fa samy mahatanty

Na hisotrosotro na hivazivazy

Manala azy tsy misy bedy

Aleo hiodina eo ny revy

Antsoy ny akama hikorana

@reto revy be mafana

mozika be no sady milay

hoan’sipa sy ny kofboay



Ianao izay marary an-doha Mankanesa ety aloha

Ny fety hitohy mandra-maraina Mitondra mody tsy miala-maina

Dia araho tsara ny mozika

Dia sady mandihy no mikiakiaka



Aza maka lagy, Mandihiza bainina

Aleo ny fety hitohy mandra-maraina

Dia ny olana aleo hisinda raim

Fa eto tsisy revy manaintaina

Tanora ny ato fa aza asiana resaka antitra

Sotroy ny beks dia avy eo ialahy misy manatitra

Ny sipa manovokovoka, ny bandy etsy mandamina

Zairina ’zay rovitra, dia hatsangana ’zay fanina

Revenareo ve ’lay lalao oueh!

Tabatabao, tabatabao oueh!

Dia aza misy miala pà, f’andao hiaraka aminay

Kozio hoe eoah eoah dia ataovy ambony ny tanan’ialahy



TONONY: Ndranto, Raboussa

FEONY: Andry Ramamonjisoa

MPANDRINDRA: Henri Rachel, DJ DIM

Partager 'ndao hikotaba

Commenter 'ndao hikotaba

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HIRA