4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampiraiso izahay - Amboarampeo Faravohitra

Toy ilay fahizay hataky ny Tomponay

Ampiray ho iray izao tontolo izao

           No vavaka aminao

Mba ho iray ihany hatreto an-tany ny mino

Ka tsy hanadino fa hanao zanakao



Mbola hisy ary tena misy ny fisarahana

Eny misy nohon’ny hevitra mibahana

Ka toa tsy afaka ny olon’afaka



Tsy hisy intsony anie ireo finoana be dia be

Nampisaraka hatrizay na dia samy zanakao

Ry Ray Ianao no mampiray

Ampiraiso izahay fa izay no vavakay

Partager ampiraiso izahay

Commenter ampiraiso izahay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboarampeo Faravohitra