4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nitoeranao ny foko - Amboarampeo Faravohitra

Nitoeranao ny foko tojo hafaliana aho

Vonona aho izao ny hanompo

Sy ny hanao ny sitrakao



Ianao irery Tompo no hitarika ny lalako

Ianao irery Tompo no hamela ny fahotako

Fahiny aho ry Raiko tsy mba nahalala Anao



Ankehitriny re ny aiko foiko re ho anao

Tsy mba fantatro akory fa Ianao

Tompo tena tia



No mpiantra ireo izay ory

Sy mpamonjy izay very diha

Ka avia , raiso aho Tompo tia

Partager nitoeranao ny foko

Commenter nitoeranao ny foko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboarampeo Faravohitra