4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny faniriako - Amboarampeo Faravohitra

Fa Ianao ihany ry Tompoko

No antenaiko hatrany handamina ny fiainako

Mpanota efa vety te-hanatona Anao

Sitrapo fa tsy an-tery ka mba raisinao



Fa ireo fahotako avelao re

Na ireo adalako hodio tsy hita re

Tariho re ny diako , Tompo ô raha sitrakao

Tanteraho ny faniriako iangaviako Anao

Partager ny faniriako

Commenter ny faniriako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboarampeo Faravohitra