4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Iraho aho - Amboarampeo Faravohitra

Njay ! eny njay ! reko ny antsonao

Miantso ahy ianao hanao ny irakao

Ho irakao hitory famonjena ny firenenay

Famonjena atolotrao Ray dia fitiavana anay

Mpanota mba ho olonao



Inty aho iraho Tompo ô !

Hamasino izaho ho irakao , iraho aho

Inty aho e Raisinao Ho Anao

Mba omeo hery , dia hamasino aho Tompo ô !

Tompo o ! vonona aho izao

Iraho aho Tompo ô !

Partager iraho aho

Commenter iraho aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboarampeo Faravohitra