4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misaora an'i jehovah - Amboarampeo Faravohitra

Misaora an’i Jehovah

Misaora an’i Jehovah , miantsoa ny anaran’i

             Jehovah

Mitoria ny asan’i Jehovah

Amin’ny olombelona



Ambarao ny fiantrany , lazao ny famindram-pony

Fa mahagaga antsika ny fitiavany antsika



Ry mpanota tsy naringana very manam-panavotra

Maty ka nomeny ny aina mba ho

             Velona mandrakizay



Ry Andriamanitra ô ! ry Jesosy Mpamonjy soa

Ry Fanahy Masina ô ! mba vonjeo ny olon’ory

Partager misaora an'i jehovah

Commenter misaora an'i jehovah

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboarampeo Faravohitra